Entrée | 1 mandoa vory |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) |
Explications en anglais |
4 [1.7] to froth at the mouth |
Explications en français |
5 [1.8] écumer; baver |
Vocabulaire |
6 Santé |
Mots élémentaires | 7 mandoa, vory |
Anagrammes | 8 mandoa vory, voandamory |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |